Entrée famandrihana (fandrika)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fakana amin' ny alalan' ny fandrika: Mora ny famandrihana ny lambo fa anoavano longoa mitoto-bozaka izy dia mianjera ao
¶ Fividianana mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Dimanjato ariary ny famandrihana an' io gazety io herintaona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the act of trapping; a subscription to a periodical; the reservation of a seat, hotel room, etc [Hallanger 1973]
Traduction française   action de piéger; abonnement; réservation d'une chambre, d'une place, etc [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2009/02/23