Entrée famangiana (vangy)
Partie du discours nom
Définition malgache fitsidihana; fitsapana alahelo, fanaladiana [Rajemisa 1985]
 fitsidihana havana, namana, toerana: Aza hadinoina ny famangiana ny any an-tanàna [Akademia 2005]
Définition anglaise a visit [Hallanger 1973]
Définition française l'action de visiter, la visite, la cause [Abinal 1888]
 visite [Rajaonarimanana 1995]
Exemples 
1Koa rehefa vita ny famangiana dia mody. [Razoharinoro: Soratra, page 190]
2Vitsy ihany tao anatin' ny taona iray ny famangiana na fanasana toy ireny. [Ravelomanana: Lalana, page 151]

Entrée famangiana (vangy)
Partie du discours nom
Définition malgache vola entina mamangy: Ohatrinona ny famangiana hataontsika? [Rajemisa 1985]
 fitsapana alahelo an' ireo tra-pahoriana na tra-boina na mana-manjo ho mari-piaraha-miory: Rahampitso ny mpifanolo-bodirindrina no hanao ny famangiana [Akademia 2005]
Définition française les cadeaux de visite [Abinal 1888]
 cadeaux à l'occasion d'une visite [Rajaonarimanana 1995]
Exemples Ny manan-kaja teto an-tanàna dia samy nidodododo hamangy azy sady nitondra famangiana : ondry, vorombe. [Rabary: Daty, page 36]

2018/10/30