Entrée | 1 famankonana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 vankona |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona |
Explications en français |
6 [1.13] corroyage |
Exemples |
7 [2.366#185] Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo. 8 [2.356#123] Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. |
Vocabulaire |
9 Technique |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |