|
|
|
|

Entrée1  famantaranandro
Mots élémentaires  2 famantarana, 3 andro
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany [1.1]
Explications en anglais  6 [andro, the day.] A clock, a watch. [1.2]
7 a watch, a clock [1.7]
Explications en français  8 montre [1.8, 1.13]
9 horloge [1.8]
Exemples  10  Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho. [2.356#]
11  tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro. [2.59#]
12  Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro. [2.332#]
Vocabulaire  13  Instrument
Article  14 Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/11