Entrée famarana (fatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
Explications en anglais [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
 A measure of capacity [1.7]
Explications en français Mesure de capacité [1.8]
Exemples 
1Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola. [2.113]
2ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany. [2.366]
Mots composés 
Articles 

Entrée famarana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] Fanozonana [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20