Entrée famariparitana (fariparitra (faritra))
Partie du discours nom
Explications en malgache échelle (en cartographie) [2.118]
Exemples 
1Kanefa tsy nitsahatra teo amin' ny famariparitana ny mety sy ny tsy mety fotsiny ny fahendren' ny olombelona, fa mbola nitatra tamin' ny fahaiza-mampiasa ireo zava-misy manodidina azy koa. [2.285]
2Satria ny fanajariana ny tany dia tsy hoe hanova fotsiny ny famariparitana ny toerana, fa hitondra koa endrika fampandrosoana mampifandrindra ny fahasamihafana sy ny firaisan' ny Malagasy. [4.27]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/06