Entrée fambeda (beda)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka [Rajemisa 1985]

Entrée fambeda (beda)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo bedaina [Rajemisa 1985]

2009/02/23