| Entrée | 1 famboly | 
| Radical | 2 voly | 
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora [1.1] | 
| Exemples | 5   Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony.
[1.437#] 6 Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |