Entrée famelomana (velona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanomezana aina indray: Famelomana ny maty
¶ Fiahiana, fikarakarana: Adidinao na famelomana ireo kamboty kely ireo
¶ Fampanenoana: An' iza na fomelomana lakolosy anio?
¶ Fampirehetana: Tsy sarotra ny famelomana afo raha maina tsara ny kitay [Rajemisa 1985]
Définition française   alimentation, amorçage [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

2012/11/03