|
|
|
|

Entrée1  fameperana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  pepetra
Explications en malgache  4  [1.1] Fanafatrafarana, fandidiana: Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an' ireo voalavo kely roa lahy mba tsy hivoaboaka
Explications en français  5  [1.3#483] La recommandation, l’injonction, la commission
Exemples  6  [1.320#] Raisin' ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin' ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan' olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan' ny tsirairay.

Mis à jour le 2025/07/29