Entrée fametavetana (vetaveta (veta))
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka [1.1]
Exemples 
1Nahatonga an' i Gosse nirehareha fatratra izany ka nanjary sahisahy foana izy ka nahavita hatramin' ny fandrobana sy fametavetana ny fasan-dRamaromanompo. [2.508]
2Ny olona iasako kosa dia ireo olona voatondro ho nanao hadalana sy hadisoana teo amin' ny fiainana toy ny fisolokiana, fametavetana, halatra, vonoan' olona. [2.445]

Mis à jour le 2023/01/06