| Entrée | 1 fametrahana |
| Radical | 2 petraka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanasiana amin' ny toerana anankiray: Fametrahana voninkazo eto ambony latabatra
5 Fanomezana (zavatra) mba hotehirizina, fanomezana (vola) mba hiteraka: Fametrahana vola amin' ny banky 6 Fanendrena: Fametrahana hisotro ronono 7 Fanalana, fanesorana, fanonganana: Omaly ny fametrahana ilay mpiasam-panjakana nihinana ny volam-bahoaka 8 Fandroahana, fisaorana: Tsy nisy tsy nahalala ny fametrahan-dRakoto an-dRavao [1.1] |
| Explications en français |
9 L'action de placer, de confier, de déposer, de destituer, de renvoyer, la cause, le lieu:
10 Io ny vata fametrahana ny fitafiana (Voilà la malle où l’on met les vêtements) [1.3#484] 11 dépôt, implantation [1.13] |
| Exemples |
12 Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra?
[4.27#]
13 Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381#] 14 Mazava ho azy moa fa mila vola enti-mihetsika tokoa ny fametrahana izany rafitra izany. [2.59#] 15 Nampiarahina ny fametrahana ny Tandro-drihana sy ny Fihemba: andro iray anatohana ireo. [2.245#] |
| Tous les mots composés | 16 3 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|