|
|
|
|

Entrée1  faminaniana
Radical  2 vinany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny [1.1]
Explications en anglais  5 a prophecy [1.7]
Explications en français  6 l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu [1.3#834]
7 prophétie [1.8]
Exemples  8  Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany. [1.369#]
9  momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508#]
Vocabulaire  10  Croyances
Article  11 Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany)

Mis à jour le 2025/09/12