|
|
|
|

Entrée1  faminany
Radical  2 vinany
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina maminany.
5 Azo vinanìna. [1.1]
Exemples  6  Tiako ny ho namaly azy hoe : "Mba vinanio» kanefa hataony ahoana moa ny ho faminany fa ilaina ny tady maromaro hamatorana entana ho entina any Mahajanga. [2.356#]

Anagrammes  7 faminany, 8 fanimina, 9 fimaniña, 10 mifañina, mifañiña

Mis à jour le 2025/11/12