Entrée famindrana (findra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka
¶ Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [Rajemisa 1985]
Définition française transfert, déplacement [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 

2009/11/07