| Entrée | 1 faminganana |
| Radical | 2 fingana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fandavoana amin' ny tongotra izay alefa mba hifanena amin' ny tongotry ny hafa mihazakazaka na mandeha haingana ka mahalavo azy [1.1] |
| Anagrammes | 5 faminganana, 6 mifanangana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|