|
|
|
|

Entrée1  famiravirana
Radical  2 viravira
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy
5 Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny
6 Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12