|
|
|
|

Entrée1  famotopotorana
Radical  2 fotopototra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanadihadiana, famakafakana [1.1]
Explications en français  5 information [1.4]
6 enquête, sondage [1.13]
Exemples  7  sady nitombo be ihany ny famotopotorana nataony tamin' ny nitsarana ny vahoaka. [1.38]
8  Miankina amin’ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan’ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27]

Mis à jour le 2025/09/12