Entrée famotorana (fototra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Dia samy nanao famotorana ny roa tonta. [Ravelomanana: Lalana, page 86]
2Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela. [Rahajarizafy: Kabary, page 131]

2017/07/26