Entrée fampana
Partie du discours   nom
Définition malgache   tevana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   Tevana, hady. [Rajemisa 1985]
   hantsana [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   tevana vokatry ny ranondalo sy ny fikoan-tany eny amin'ny tehezantendrombohitra [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   a precipice, an abyss. See hady, tevana. [Richardson 1885]
Traduction française   ravin, précipice [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Entrée fampana~
Partie du discours   préfixe [Mots avec fampana~]

Mis à jour le 2017/06/29