| Entrée | 1 fampiadiana |
| Radical | 2ady |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
[1.1#22] [2.445#] |
| Exemples |
4 Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly.
[2.445#]
5 Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia. [2.643#] 6 Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany. [2.606#] |
| Tous les mots composés | 72 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|