Entrée fampiasa (asa)
Partie du discours nom
Définition française  [Vezo] Fabrication, manière de faire travailler, mode d'emploi, utilisation [Poirot & Santio: Vezo (takila A)]
Exemples 
1Toy izao no fampiasa azy. [FOFAFIPE: Rosovola, page 106]
2Fantatrareo va ny fampiasa ny tehina? [Profita: Ranary, page 29]
3Ny anaran-javatra tsy fantatro intsony ary ny fampiasa azy hadinoko koa. [Rabemolaly: Fary, page 233]

2016/12/31