| Entrée | 1 fampiatoana |
| Radical | 2 ato |
| Partie du discours | 3 nom |
| Exemples |
4 Efa nahita fampiatoana ny asa mihitsy aza izy ho fiarovana ny tombontsoan' ny mpiasa mahay asa manokana natahorana ho tratry ny fampitsaharana ny asa ara-teknika.
[1.369#]
5 Marina aloha fa lava be ny lisitry ny namana tsy maintsy homena toerana, nefa moa ve ireny rafi-panjakana ireny dia natao hampihena ny isan' ny mpanao politika tratran' ny fampiatoana? [4.27#] |
| Mis à jour le 2024/12/11 |
|