Entrée | 1 fampita |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ita |
Explications en malgache |
4 [1.13] fitaovana entina mampita hetsika avy amin'ny milina iray |
Explications en français |
5 [1.13] courroie |
Exemples |
6 [2.588#] Nobabena daholo no fampita ireo zana-Bazaha
7 [1.437#] Toy izany koa no fampita olona tsy mahay milomano : Vimbinina amin' ny sandriny na mitana eo an-tsorony. |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 11 Technique |
Anagrammes | 12 fampita, 13 mpitafa |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |