| Entrée | 1 fampitahana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en français | 3   comparaison [1.13] | 
| Exemples | 4   Tsy azoko antoka izany fampitahana izany.
[1.369#] 5 fampitahana ny sakafo gasy, sinoa ary vietnamiana no naharevo azy. [2.4#] 6 Zahao ny fampitahana nananaran-dRafaravavy Maria an'Andrianimanana [2.298#] | 
| Tous les mots composés | 7 3 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |