Entrée | 1 fampitoviana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tovy |
Explications en malgache |
4 [1.13] fandraisana ho mitovy sata |
Explications en français |
5 [1.13] assimilation |
Exemples |
6 [2.366#] Manampy izany ny fampitoviana torosy
7 [2.606#] famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao. 8 [1.316#] Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy. |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |