| Entrée | 1 fampivoarana |
| Radical | 2 voatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra
[1.13.mg#49] |
| Explications en français |
5 développement
[1.13.fr#49] |
| Exemples |
6 Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany?
[2.366#]
7 Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320#] |
| Vocabulaire | 8 Economie: finances, gestion |
| Tous les mots composés | 9 fampivoarana ny toe-karena |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|