Entrée fanafenana (afina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fametrahana zavatra amin' ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho hita
Toerana anafenana zavatra matetika
Fanitrihana ny maty alevina [1.1]
Explications en français L’action de cacher, etc. le lieu où l’on cache [1.3]
Exemples 
1Dia heverinao ho mora ve ny fanafenana zavatra makadiry toy io? [1.1]
2Ato no fanafenan-dRakoto ny fanalahidy [1.1]
3Nony tapitra ny andro fampisehoana azy tambony vohitra, dia nentina nafenina tao am-pasana tany amin' ny tendrombohitra fanafenana Andriamanjaka izy. [2.69]

Mis à jour le 2023/01/20