Entrée fanahonana (ahona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavatra na hevitra entina mampiato na mampisalasala tsy hanao zavatra iray
¶ Fanakanana tsy handeha, fampijanonana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [Rel. s. from manahona (ahona).] A charm used in bull-fighting to discourage the antagonist. [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/02/23