Entrée fanaiky (aiky)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fomba entina manaiky, mankato, manoa: Tsy mba miteny izy fa tsiky fotsiny ny azy no fanaikiny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23