|
|
|
|

Entrée1  fanaingana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ainga
Explications en malgache  4  [1.1] Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io
Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa
Explications en français  5  [1.3#11] L’action de soulever, de lever, d’aller chercher
Exemples  6  [1.519#] Manongana fitombenana izay ampiarahina amin' ny fanaingana zipo indraindray.
7  [2.298#] ao ny fandaminan-javatra, ao ny fanaingana olona, ao ny fampianarana, ao ny fanehoan-kevitra fotsiny.

Anagrammes  8  fanaingana, fanangiana, fangainana

Mis à jour le 2025/07/29