Entrée fanairana (taitra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo [Rajemisa 1985]
   anjomara, antsiva [SLP: Voambolana]
Traduction française   avertisseur [SLP: Voambolana]
Citations  

Entrée fanairana (taitra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako
¶ Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [Rajemisa 1985]
Traduction française   l'action de surprendre, la cause [Abinal 1888]
Traduction française   excitation [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2014/11/17