| Entrée | 1 fanajanonana |
| Radical | 2 janona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fampiatoana: Itỳ ve ny fanajanonana fiara? Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana: Tsy maintsy atao ara-dalàna tsara ny fanajanonana mpiasa [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|