|
|
|
|

Entrée1  fanajariana
Radical  2 hajary
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanamboarana; famitranana fihavanana; fanajana [1.1]
Explications en français  5 réparation
6 aménagement, mise en valeur: Fanajariana ny tanimbary (Mise en valeur de la rizière) [1.13]
Exemples  7  izany izao no atao momba ny fanapariaham-pahefana sy ny fanajariana ny tany. [4.27#]
Tous les mots composés  8 fanajariana ho andriamby

Mis à jour le 2025/11/09