Entrée fanakora (akora)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manakora, maneso, mihoha
Tokony hakoraina, azo akoraina [1.1]
Explications en français Celui qui est hué, qui mérite d’être hué, qu’on acclame, manière d’acclamer [1.3]
Exemples Somary nilefaka tsy fidiny ihany izy tamin' ny farany, ilay zaobaviny kosa anefa tsy nanakora na nandatsa satria ny lavo mahay miarina tsy fanakora fa fakana saina, ary ny potraka tafajoro tsy faneso fa filana hevitra. [2.313]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/07