| Entrée | 1 fanalalahana |
| Radical | 2 lalaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanabeazana sakana, velarana: Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany
5 Fanalehibeazana, fanitarana: Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakotofa mitombo mitombo ihany ny zanany 6 Fanasiana elanelana: Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana 7 Fanaketrahana: Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana [1.1] |
| Combinaisons | 8 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fanalalahana |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|