|
|
|
|

Entrée1  fanamasahana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  masaka
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaovana izay hahamasaka, fanotrehana
Fandinihana lalina: Ilana fanamasahana izany hevitrao izany

Anagrammes  5  fanamasahana, fanasamahana

Mis à jour le 2025/01/21