| Entrée | 1 fananda |
| Radical | 2 sanda |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin' ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana): Tsy fananda ny varotra toy izany [1.1] |
| Anagrammes | 5 fananda, 6 fandana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|