Entrée (1/3) | 1 fanangana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tsangana |
Explications en malgache |
4 [1.1] Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby |
Vocabulaire |
5 Zoologie: (en général) |
Synonymes | 6 fanangany |
Entrée (2/3) | 7 fanangana |
Partie du discours | 8 nom |
Radical | 9 tsangana |
Explications en malgache |
10 [1.1] Fomba entina manangana |
Entrée (3/3) | 11 fanangana |
Partie du discours | 12 adjectif |
Radical | 13 tsangana |
Explications en malgache |
14 [1.1] Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny |
Anagrammes | 15 fanangana, fanganana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |