|
|
|
|

Entrée1  fananganana
Radical  2  tsangana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanarenana zavatra amin' ny haavony: Tsy sarotra akory ny fananganana io sarivongana nianjera io
Fampijoroana: Tsy mora velively ny fananganan-trano, indrindra amin' izao andro izao
Fametrahana zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy: Alohan' ny fidirana no fananganana ny saino
Filazana olona eo anatrehan' ny fanjakana, na ny fokonolona taloha, ho toy ny zanaka maharo mandova: Zava-dehibe amin' ny Malagasy ny fananganan-jaza. (Ny fananganan-jaza taloha dia nandoavana ny hasin' andriana sy ny orimbaton' ny fokonolona, izay vavolombelona afaka manamarina ny fananganana noho izy nanatri-maso; ankehitriny ny fananganan-jaza dia soratana amin' ny bokimpanjakana eo anatrehan' ny vavolombelona) [1.1]
Explications en anglais  5  [Rel. s. from manangana (tsangana).] Raising up, putting up, that used to raise up anything. [1.2]
Explications en français  6  l'action de dresser, de mettre debout, de planter, l'instrument, le lieu [1.3#751]
7  construction, montage [1.13]
Exemples  8  Izao kosa no fananganana ny fisotroan-drano. [2.117#]
9  ny fananganana ny sokajin' antokon-draharaham-panjakana; [1.320#]
10  Noho izany, dia nihevaheva lava teny ny fananganana an-dRajao. [1.262#]
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12