Entrée fanange (tange)
Partie du discours   nom
Définition malgache   fatidra [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   fanorenana na fanamafisampihavanana amin'ny alalàn'ny fifampihinanan-dra sy fifampitsitsihana; na antsoina koa hoe fatidra na sakarivo [SLP: Voambolana]
Traduction française   serment du sang [Antesaka] [Deschamps 1936]
Traduction française   alliance par le sang [SLP: Voambolana]
Analogie   fati-dra ~ sakarivo

Mis à jour le 2009/09/09