| Entrée | 1 fanantitranterana |
| Radical | 2 antitrantitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Allégation |
4 fanamafiana 5 fanamafisana [2.436#] |
| Exemples |
6 ny fampahatsiavana sy fanantitranterana teo amin' ny kabary ny loloham-binanto sy ny asa ataony ho an' ny fianakavian' ny rafozany.
[2.436#]
7 Ny tsy nitovizany kosa dia ny famerenana ny fadin-tseranana ho fomba fanao indray sy ny fanantitranterana fa ny vahiny avy any andafin' ny ranomasina dia tsy maintsy manaraka ny "laloan' ny tany. [2.366#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|