|
|
|
|

Entrée1  fanantonana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hantona
Explications en malgache  4  [1.1] Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana
Explications en français  5  [1.3#215] L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre
Exemples  6  [2.508#] ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra.

Anagrammes  7  fanantanona, fanantonana

Mis à jour le 2025/07/29