Entrée fanaparitahana (paritaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanelezana tsisy kototony, tsy amin' ny toerana iray [1.1]
Explications en français L'action d'éparpiller [1.3]
 Dispersion, distribution
Réseau [1.13]
Exemples 
1Fanaparitahana sy fampahalalana ny vaovao; [2.445]
2Heveriko anefa fa tonga indray ny oran' ny fanaparitahana sy « ny fanelezana. [1.369]

Mis à jour le 2023/01/07