Entrée fanaporiatra (poriatra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina manaporiatra, mampandositra, mampandeha haingana; mamoritra zavatra malemy na rano ao anaty tanana ka mivoaka mifantsitsitra io [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31