| Entrée | 1 fanaraby |
| Radical | 2 haraby |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy
5 Azo na mendrika hoesoesoina, faneso: Tsy fanaraby na oviana no oviana ny zokiolona toy ireny [1.1] |
| Anagrammes | 6 fanabira, fanaraby, 7 fibarana |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|