| Entrée | 1 fanasitiliana |
| Radical | 2 sitily |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fampanjariana ho rano, amin' ny alalan' ny lalambika, ny etona avy amin' ny zavatra tenehina, ka anaovana ranomanitra na ireo karazan-toaka mahery (lalikera) samihafa [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|