|
|
|
|

Entrée1 fanatakoboka
Radical  2takoboka
Partie du discours  3 nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manatakoboka, manafina ao anaty lamba
Azo afenina ao anaty lamba: Tsy fanatakoboka ny akoho [1.1]

Anagrammes  5 fanatakoboka, 6 takobo-kafana

Mis à jour le 2025/09/12