| Entrée | 1 fanatevenana |
| Radical | 2 tevina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa: Fanatevenana ny fikambanana [1.1] |
| Explications en français |
5 l'action de rendre épais, le motif [1.3] |
| Exemples |
6 ao ny fanatevenana ny teny ao am-pelatanan' ny mpianatra sy fanombohana mandalina ny teny malagasy;
[2.117#5]
7 Niamboho adidy ny mpanao politika manoloana ny ezaka takian' ny fanatevenana ny fandriampahalemam-pirenena sy ny fiarovana ny mponina. [4.27#2012/12/31] |
| Autres orthographes | 8 fanatevezana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|