Entrée fanatsarana (tsara)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana [Rajemisa 1985]
   ¶ fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa [SLP: Voambolana]
Traduction française   amélioration: Fanatsarana ny fonenana (Amélioration de l'habitat) ~ Fanatsarana ny tany (Amélioration du sol) [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2012/11/10